|
|
|
|

Entrée1  mihandrohandro ny ranomaso
Mots élémentaires  2  mihandrohandro, ranomaso
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Synonymes  5  manganohano ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso

Mis à jour le 2023/06/19